Ny fahitana ny feeling ny tanora eto Madagasikara indrindra ny eto an-drenivohitra amin’ izao vanim_potoana hiainantsika izao, maro ireo tanora malagasy ny manara -drenirano fotsiny ny atao hoe revy sy ny fanarahana ny lamaody ary ny tendace misy , tsy tsapan’ izireo akory ary misy ny tsy mieritreritra hoe mety aminy ve le izy sa tsia ary tsy mahalala akory izay vokatra hateraky ny fanarahana ireo rehetra nolazaina teo ambony tsy hoe mitsipaka na tsy nandalo tamin’ izany akory ny tena izay manoratra fa mahita hoe misy ny tanora sasany dia tena mampalahelo ny fihetsika sy ny toetra izay asehony mba ampisehoana fa maharaka ny toetr’ andro izy ireo ka ny tena tiako hiaviana dia ny mba hi conscientisena azy ireo @ tokony hatao sy ny tokony mbola tsy atao selon leurs ages, marina fa misy ny fiaraha -monina , ny sekoly izay hianarana izireo avy, ny fiangonana, ny ray aman-dreny fa mbola betsaka ireo izay mandeha amin’ ny lalana tsy tokony aleha izany hoe misy dia tena efa tafahoatra loatra ny zava -bitany nefa ny taona amin’ io mbola vao voatavo tsy mifandraka, misy izireo manao izany zavatra izany araky ny efa voalaza teo ambony hoe manara-drenirano, ary ny mampalahelo amin’ ny sasany dia nohon’ ny tsy fananana nefa te hitovy amin’ ny namana, ka ny dinika misokatra eto dia hoe ahoana ny fomba ahafantaran’ ny tsirairay (ny tanora malagasy io) ny zavatra mety sy ny tsy mety tokony hatao à partir ny taona misy azy ireo…..tsy ny ahafantarany ihany fa ny mety hitaritana azy ireo tsy hirona betsaka any amin’ ny adalana sy ny fanaovanaovam-poana.
dia manantena anareo hamaly betsaka sy handroso soso-kevitra
limahl_
décembre 22, 2007 à 3:19
tsara e !
mahafinaritra. izahay moa tsy tanora intsony.
fa dia mahagaga fa ny olona rehetra milaza izany daholo izao, hoe tena tsy misy limite sy direction loatra hono ny ankizy any. asa na toa ny « antitra » rehetra miteny hoe « Tamin’ny andronay…. » ireo milaza izany.
décembre 22, 2007 à 4:02
Allo Glou !
Tonga soa eto @ BLOGASYFERA! Sady tonga dé article enjana be ny voalohany!
Fahitako azy hoe « il ne faut pas mettre les charrues avant les roues » sa les beoufs? za les zébus? tsy tadidiko tsony…Mety hoe lé fidirana ny culture vazaha sy ny zavatra superficielles angamba ny mahatonga an’izany. Ohatra hoe lé amin’ny Tv reny, misy emission hitako tsy dia misy intérêt culturel lotra nefa be mpijery be. Dia lasa tsy tia an’ny culture gasy tsony lé ankizy satria tsy mitovy lé modèle.
(bon hivadika fa lé teny vary @ ananan manimba argumentation be)
Peut être si on toruve un modèle malgache qui puisse int.resser les jeunes et qui promouvoit les valeurs, on changerait les mentalités, non?
Bises